|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 olona tsy mandarà |
| Singan-teny | 2olona, 3tsy, 4mandà, 5ra |
| Sokajin-teny | 6 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
7olona tsy mangoraka ny hafa, mafy fo.
[1.1] |
| Mpanahaka | 8 fovato, 9 tsymangorapo, 10 tsymihontsina, 11 tsymitsepo |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/31 |
|